<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>S.S. Wesley</author>
<hymn_number>816</hymn_number>
<title>Ny lohan'ny eklesia dia Jesosy Tompony FFPM816</title>
<lyrics>[V1]
 Ry Zanakondry ô, Mpisolo ny
 mpanota !
 Mamindrà fo aminay !
 Ry Zanakondry ô, Mpisolo ny
 mpanota !
 Mamindrà fo aminay !
 Ry Zanakondry ô Mpisolo ny
 mpanota !
 Omeo anay ny fiadananao !
 Tompo ô, mba miantrà !
 Mamelà re, ny helokay
 Niara nanota izahay tamin-
 drazanay
 Ka tsy madio, fa ratsy ny
 toetray !
 Ry Tompo ô, aza ataonao
 aminay
 Araka ny fahotanay
 Ka aza averina aminay ny
 helokay !
 Henoy ny hatakay,
 Ka raisonao fifonanay !
 Amen !</lyrics>
</song>